Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 28:65 Malagasy Bible (MG1865)

Ary any amin'ireo firenena ireo dia tsy hisy hiainanao, na hitsaharan'ny faladianao; fa any no hanomezan'i Jehovah anao fo miemponempona sy maso pahina ary fahakiviam-panahy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:65 amin'ny teny manodidina.