Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 28:51 Malagasy Bible (MG1865)

dia hohaniny ny ateraky ny ombinao sy ny vokatry ny taninao mandra-paharinganao; ka tsy hisy havelany ho anao, na vary, na ranom-boaloboka, na diloilo, na ny ateraky ny ombinao, na ny ateraky ny ondry aman'osinao, mandra-pandringany anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:51 amin'ny teny manodidina.