Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 28:45 Malagasy Bible (MG1865)

Dia ho tonga aminao ireo ozona rehetra ireo ka hanenjika anao sy hahatratra anao mandra-paharinganao, satria tsy nihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao hitandremanao ny didiny sy ny lalàny, izay nandidiany anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:45 amin'ny teny manodidina.