Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 28:31 Malagasy Bible (MG1865)

Ny ombinao hovonoina eo imasonao, fa tsy hihinana ny henany ianao. Ny borikinao halaina an-keriny eo anatrehanao ka tsy haverina aminao. Ny ondry aman'osinao homena ho an'ny fahavalonao, nefa tsy hanan-kamonjy ianao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:31 amin'ny teny manodidina.