Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 28:29 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hitsapatsapa ianao na dia amin'ny mitatao-vovonana aza tahaka ny fitsapatsapan'ny jamba ao amin'ny aizim-pito ka tsy ho tonga amin'izay halehanao; dia hampahorin'ny sasany sy hobaboiny mandrakariva ianao, fa tsy hisy hamonjy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:29 amin'ny teny manodidina.