Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 28:24 Malagasy Bible (MG1865)

Hataon'i Jehovah vovoka sy jofo ny ranonorana amin'ny taninao; avy any an-danitra no hidinan'izany aminao mandra-paharinganao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:24 amin'ny teny manodidina.