Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 28:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hataon'i Jehovah manana amby ampy izay hahasoa anao, dia ny ateraky ny kibonao sy ny ateraky ny biby fiompinao ary ny vokatry ny taninao, any amin'ny tany izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanao homena anao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 28

Jereo Deotoronomia 28:11 amin'ny teny manodidina.