Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 24:19 Malagasy Bible (MG1865)

Raha mijinja ny varinao any an-tsaha ianao, ka misy amboara hadinonao any, dia aza miverina haka azy; fa aoka ho an'ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany; mba hotahin'i Jehovah Andriamanitrao ianao amin'ny asa rehetra ataon'ny tananao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 24

Jereo Deotoronomia 24:19 amin'ny teny manodidina.