Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 22:29 Malagasy Bible (MG1865)

dia hanome sekely volafotsy dimam-polo ho an'ny rain-drazazavavy ralehilahy izay nandry taminy; ary hovadiny izy, satria efa nosavihiny sady nandriany; ary tsy azony hisaorana izy amin'ny andro rehetra hiainany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:29 amin'ny teny manodidina.