Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 22:24 Malagasy Bible (MG1865)

dia ho entinareo mivoaka ho eo amin'ny vavahadin'izany tanàna izany izy roroa ka hotorahanareo vato ho faty: razazavavy moa, satria tsy niantso, nefa tao an-tanàna ihany; ary ralehilahy koa, satria nandry tamin'ny vadin'ny namany; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:24 amin'ny teny manodidina.