Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 22:21 Malagasy Bible (MG1865)

dia ho entiny mivoaka ho eo anoloan'ny varavaran'ny tranon-drainy razazavavy ka hotorahan'ny mponina amin'ny tanànany vato ho faty, satria nanao izay fady indrindra teo amin'ny Isiraely izy ka nijangajanga tao an-tranon-drainy; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:21 amin'ny teny manodidina.