Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 22:1 Malagasy Bible (MG1865)

Raha hitanao mania ny omby na ny ondrin'ny rahalahinao, dia aza atao tsy ho raharahanao izany, fa avereno any amin'ny rahalahinao mihitsy izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 22

Jereo Deotoronomia 22:1 amin'ny teny manodidina.