Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 2:7 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Jehovah Andriamanitrao efa nitahy anao tamin'izay rehetra nataon'ny tananao; fantany ny nandehananao namaky ity efitra lehibe ity; izay efa-polo taona izay Jehovah Andriamanitrao no teo aminao, ka tsy nanan-java-mahory akory ianao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 2

Jereo Deotoronomia 2:7 amin'ny teny manodidina.