Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 2:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny andro nandehanantsika hatrany Kadesi-barnea ka hatramin'ny nitantsika ny lohasahan-driaka Zareda dia valo amby telo-polo taona, mandra-pahalany ritran'ny mpanafika rehetra tamin'izany taranaka rehetra izany ka tsy nisy intsony teo amin'ny toby, araka izay efa nianianan'i Jehovah taminy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 2

Jereo Deotoronomia 2:14 amin'ny teny manodidina.