Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 19:14 Malagasy Bible (MG1865)

Aza mamindra ny fari-tanin'ny namanao, izay efa vitan'ny razana teo amin'ny zara-taninao, izay azonao eo amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao holovanao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 19

Jereo Deotoronomia 19:14 amin'ny teny manodidina.