Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 18:15 Malagasy Bible (MG1865)

Mpaminany avy eo aminao, dia avy amin'ny rahalahinao, tahaka ahy, no hatsangan'i Jehovah Andriamanitrao ho anao; izy no hohenoinareo;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 18

Jereo Deotoronomia 18:15 amin'ny teny manodidina.