Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 17:8 Malagasy Bible (MG1865)

Raha misy teny sarotra loatra amin'ny fitsarana ka tsy efanao, na ny amin'ny mahafaty aina, na ny ady na ny vonoana, izay iadiana ao an-tanànanao, dia miaingà ianao, ka miakara any amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 17

Jereo Deotoronomia 17:8 amin'ny teny manodidina.