Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 17:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary aoka tsy hamporafy maro izy, fandrao hivily ny fony; ary aoka tsy hamory volafotsy na volamena be ho azy izy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 17

Jereo Deotoronomia 17:17 amin'ny teny manodidina.