Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 14:29 Malagasy Bible (MG1865)

ary dia aoka ho avy ny Levita (satria tsy mba manana anjara na lova eo aminao izy) sy ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izay ao an-tanànanao, dia hihinana izy ka ho voky, mba hotahin'i Jehovah Andriamanitrao ianao amin'ny asan-tananao rehetra izay ataonao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 14

Jereo Deotoronomia 14:29 amin'ny teny manodidina.