Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 14:23 Malagasy Bible (MG1865)

dia aoka ho eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrao eo amin'ny tany izany hofidiny hampitoerany ny anarany no hihinananao ny ampahafolon'ny varinao sy ny ranom-boalobokao sy ny diloilonao ary ny voalohan-teraky ny ombinao sy ny ondry aman'osinao, mba hianaranao hatahotra an'i Jehovah Andriamanitrao mandrakariva.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 14

Jereo Deotoronomia 14:23 amin'ny teny manodidina.