Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 13:3 Malagasy Bible (MG1865)

sady manao hoe: Andeha isika hanaraka andriamani-kafa (izay tsy fantatrao), ka aoka hanompo azy isika, na dia tanteraka aza ny famantarana na fahagagana izay nolazainy taminao,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 13

Jereo Deotoronomia 13:3 amin'ny teny manodidina.