Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 13:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny entana nobaboina rehetra eo dia angòny eo afovoan'ny kianja, ka doroy amin'ny afo avokoa ny tanàna sy ny entana rehetra ao ho an'i Jehovah Andriamanitrao, ary aoka ho tanàna haolo mandrakizay izany tanàna izany ka tsy haorina intsony.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 13

Jereo Deotoronomia 13:17 amin'ny teny manodidina.