Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 13:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary torahy vato ho faty izy, satria izy efa nitady hitaona anao hiala amin'i Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 13

Jereo Deotoronomia 13:11 amin'ny teny manodidina.