Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 12:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary any no hitondranareo ny fanatitra doranareo sy ny fanatitrareo hafa alatsa-drà sy ny fahafolon-karenareo sy ny fanatitra asandratry ny tananareo sy ny fanalam-boadinareo sy ny fanati-tsitraponareo ary ny voalohan-teraky ny ombinareo sy ny ondry aman'osinareo;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:6 amin'ny teny manodidina.