Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 12:3 Malagasy Bible (MG1865)

Dia horavanareo ny alitarany, ary hotorotoroinareo ny tsangam-baton-tsampiny, ary hodoranareo amin'ny afo ny Aserahany, ary ny sarin-javatra voasokitra, izay andriamaniny, dia hokapainareo, ka dia hofoananareo tsy ho eo amin'izany tany izany intsony ny anarany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:3 amin'ny teny manodidina.