Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 12:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary atero eo amin'ny alitaran'i Jehovah Andriamanitrao ny fanatitra doranao, dia ny henany sy ny ràny; ary ny ran'ny fanatitrao hafa dia aidino eo amin'ny alitaran'i Jehovah Andriamanitrao, fa ny henany dia azonao hohanina ihany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:27 amin'ny teny manodidina.