Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 12:21 Malagasy Bible (MG1865)

Raha lavitra anao loatra ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao hasiany ny anarany, dia hamonoanao ny ombinao sy ny ondry aman'osinao izay nomen'i Jehovah anao, araka izay efa nandidiako anao, ary hohaninao ao an-tanànanao, araka izay rehetra irin'ny fanahinao izany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:21 amin'ny teny manodidina.