Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 12:12 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hifaly eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo ianareo sy ny zanakareo-lahy sy ny zanakareo-vavy sy ny ankizilahinareo sy ny ankizivavinareo ary ny Levita izay ao an-tanànanareo; fa ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:12 amin'ny teny manodidina.