Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 12:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa rehefa tafita an'i Jordana ianareo ka monina any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrareo anareo holovana, ary homeny fitsaharan'ady amin'ny fahavalonareo rehetra manodidina ianareo ka mandry fahizay,

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:10 amin'ny teny manodidina.