Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 12:1 Malagasy Bible (MG1865)

IZAO no didy sy fitsipika izay hotandremanareo harahina any amin'ny tany izay omen'i Jehovah, Andriamanitry ny razanao, anao holovana amin'ny andro rehetra hiainanareo ambonin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 12

Jereo Deotoronomia 12:1 amin'ny teny manodidina.