Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 11:31 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ianareo efa handeha hita an'i Jordana ka hiditra sy handova ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrareo anareo, ary handova azy ianareo ka honina eo;

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:31 amin'ny teny manodidina.