Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 11:25 Malagasy Bible (MG1865)

Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanareo, fa hataon'i Jehovah Andriamanitrareo ho azon'ny tahotra sy horohoro anareo ny tany rehetra izay hodiavinareo, araka izay nolazainy taminareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:25 amin'ny teny manodidina.