Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 11:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary aoka ho fantatrao anio, fa izaho tsy miteny amin'ny zanakareo izay tsy nahalala na nahita ny famaizan'i Jehovah Andriamanitrareo sy ny fahalehibiazany sy ny tànany mahery sy ny sandriny nahinjitra

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:2 amin'ny teny manodidina.