Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 11:10 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny tany izay efa hidiranao holovana dia tsy mba tahaka ny tany Egypta, izay nivoahanareo, izay namafazanao ny voan-javatrao sy nandeman'ny tongotrao rano azy tahaka ny fambolen'anana.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 11

Jereo Deotoronomia 11:10 amin'ny teny manodidina.