Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 10:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Zanak'Isiraely nandeha niala tamin'ny fantsakan'i Bene-jakana ka nankany Mosera; tao no nahafatesan'i Arona, ary tao no nandevenana azy; ary Eleazara zanany no tonga mpisorona nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 10

Jereo Deotoronomia 10:6 amin'ny teny manodidina.