Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 10:20 Malagasy Bible (MG1865)

Jehovah Andriamanitrao no hatahoranao; Izy no hotompoinao, ary Izy no hifikiranao, ary ny anarany no hianiananao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 10

Jereo Deotoronomia 10:20 amin'ny teny manodidina.