Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 10:18 Malagasy Bible (MG1865)

manome rariny ny kamboty sy ny mpitondratena Izy, sady tia ny vahiny ka manome azy hanina sy fitafiana.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 10

Jereo Deotoronomia 10:18 amin'ny teny manodidina.