Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 10:15 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa ny razanao no niraiketan'ny fitiavan'i Jehovah, ka nifidy anareo zanany mandimby azy Izy mihoatra noho ny firenena rehetra, tahaka ny amin'izao anio izao.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 10

Jereo Deotoronomia 10:15 amin'ny teny manodidina.