Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 1:41 Malagasy Bible (MG1865)

Dia namaly ianareo ka nanao tamiko hoe: Efa nanota tamin'i Jehovah izahay; hiakatra ihany izahay ka hiady, araka izay rehetra nandidian'i Jehovah Andriamanitsika antsika. Dia samy nivonona tamin'ny fiadiany avy ianareo rehetra, ka nataonareo ho tsinontsinona ny hiakatra any an-tendrombohitra.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:41 amin'ny teny manodidina.