Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 1:33 Malagasy Bible (MG1865)

Izay nandeha tamin'ny lalana teo alohanareo hitady tany ho anareo hitobianareo, ka ny afo nony alina sy ny rahona nony antoandro no nisehoany hanoro izay lalana nety halehanareo.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:33 amin'ny teny manodidina.