Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 1:31 Malagasy Bible (MG1865)

ary tany an-efitra, izay nahitanao ny fitondran'i Jehovah Andriamanitrao anao tahaka ny fitondran'ny olona ny zanany, dia teny amin'ny lalana rehetra izay nalehanareo mandra-pahatonganareo teto amin'ity tany ity.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:31 amin'ny teny manodidina.