Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 1:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ho aiza no hiakarantsika? Ny rahalahintsika efa nanaketraka ny fontsika tamin'ny nanaovany hoe: Lehibe sy lava noho isika ny olona; ary ny tanàna dia lehibe sady misy mànda manakatra ny lanitra; ary efa hitanay teo koa ny taranaky ny Anakita.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:28 amin'ny teny manodidina.