Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 1:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nandidy ny mpitsara anareo tamin'izany andro izany aho ka nanao hoe: Henoy ny adin'ny rahalahinareo, ka tsarao marina ny olona, na ny tompon-tany, na ny vahiny eo aminy.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:16 amin'ny teny manodidina.