Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Deotoronomia 1:1 Malagasy Bible (MG1865)

IZAO no teny izay nolazain'i Mosesy tamin'ny Isiraely rehetra tany an-dafin'i Jordana, tany an-efitra, dia tany amin'ny tani-hay tandrifin'i Sofa, tanelanelan'i Parana sy Tofela sy Labana sy Hazerota ary Dizahaba.

Vakio ny toko manontolo Deotoronomia 1

Jereo Deotoronomia 1:1 amin'ny teny manodidina.