Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Daniela 2:47 Malagasy Bible (MG1865)

Ny mpanjaka namaly an'i Daniela ka nanao hoe: Marina tokoa fa Andriamanitrareo dia Andriamanitry ny andriamanitra sy Tompon'ny mpanjaka ary Mampiseho zava-miafina, ka dia nahay nampiseho izany zava-miafina izany ianao.

Vakio ny toko manontolo Daniela 2

Jereo Daniela 2:47 amin'ny teny manodidina.