Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Daniela 2:40 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny fanjakana fahefatra dia ho mafy toy ny vy; fa toy ny vy manorotoro sy mahamongomongo ny zavatra rehetra, ary toy ny famakivakin'ny vy ireo rehetra ireo, dia toy izany no amakivakiany sy anorotoroany azy.

Vakio ny toko manontolo Daniela 2

Jereo Daniela 2:40 amin'ny teny manodidina.