Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Daniela 2:35 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niara-torotoro ny vy sy ny tanimanga sy ny varahina sy ny volafotsy ary ny volamena ka tonga toy ny akofa eo am-pamoloana fahavaratra; ary nopaohin'ny rivotra izy, ka tsy nisy hitoerany, ary ilay vato namely ny sary dia tonga tendrombohitra lehibe nahafeno ny tany rehetra.

Vakio ny toko manontolo Daniela 2

Jereo Daniela 2:35 amin'ny teny manodidina.