Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Daniela 2:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Izy no mandahatra ny andro sy ny fotoana; Izy no manaisotra mpanjaka sy manangana mpanjaka; Izy no manome fahendrena ho an'ny hendry sy fahalalana ho an'izay mazava saina.

Vakio ny toko manontolo Daniela 2

Jereo Daniela 2:21 amin'ny teny manodidina.