Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Daniela 11:45 Malagasy Bible (MG1865)

Ary haoriny eo anelanelan'ny ranomasina sy ny tendrombohitra masina mahafinaritra ny trano-lainy izay lapany; nefa ho tonga ao amin'ny hiafarany ihany izy, ka tsy hisy hamonjy azy.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:45 amin'ny teny manodidina.