Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Daniela 11:38 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ny andriamanitry ny fiarovana mafy no hankalazainy hisolo izany; ary volamena sy volafotsy sy vato soa ary zavatra mahafinaritra no ho entiny mankalaza ny andriamanitra izay tsy fantatry ny razany.

Vakio ny toko manontolo Daniela 11

Jereo Daniela 11:38 amin'ny teny manodidina.